ADY AMIN'NY ARETINA SY FOSITRA MPAHAZO NY VOLY

Palabras clave
  • Izy ity dia boky kely iray ity dia natao mba ho fanoroana sy fampahafantarana ireto singa manaraka ireto :

     

    1. FEPETRA MAHASALAMA NY ZAVAMANIRY

    2. IREO ASA FIHARIANA ENY AMBANIVOHITRA AMPIASANA NY IPM SY NY PERSUAP

    3. FIAROVANA ARA-PAMBOLENA (Lutte agronomique)

    4. FIADIANA AMIN’NY FAHAVALO

    Isan'ny hita ao ihany koa ireo karazana tekinika toa ny Tekinikam-pambolena fisorohana (GAP), Tekinika fisorohana (IPM),Tekinika Fitsaboana ary indrindra ahitana ireo karazana ady gasy. 

    Boky amin'ny fiteny malagasy

En alto