Fisy teknika manoro antsika ireo karazana paompy afaka amboarina, ny fomba fampiasa azy na voizin-tanana na voizin-tongotra. Amin'ny fiteny malagasy ranoray.