Voly kabaro
Ny voly Kabaro na "Phasolus lunatus" (anarana ara-tsiantifika) izay fianakavian'ny Papilionacées.
Boky iray entina manoro ny fomba fisafidianana ny tany ambolena ny kabaro, ny fotoam-pambolena, ny mari-pana, ny rano, ny hazavana ary koa ny haavo miohatra amin'ny ranomasina.
Hita ato ihany koa ireo karazana kabaro mety eto Madagasikara, ireo faritra mpamokatra.

