Voly Jirofo
Ny Jirofo na antsoina amin'ny anaran-tsiantifika oe "Eugénia Caryophyllus" izay ao anatin'ny fianakavian'ny Myrtacée.
Inty boky teknika iray inty dia entina ampahalalana antsika amin'ny ankapobeny ny atao oe jirofo, ny fihaviany, ny mety ho haavony sy ireo toetoetrany. Hita ato ihany koa ireo antony mety hilana ny jirofo amin'ny andavanandro na atao amin'ny sakafo fihinana, vanilline (artifisialy), atao essence ( Eugenol) ary ireo fanodinana azy eny hatramin'ny fandidiana (chirurgie).
Boky teknika iray entina mampahafantatr antsika ihany koa ny toe-tany ilaina raha hamboly Jirofo, ny hazavana ilainy sy ny haavo mihoatra ny ranomasina

