Fifandimbiasam-boly amin'ny Ambatry na Amberivatry

Palabras clave
  • Ny fifandimbiasam-boly amin'ny Ambatry na Amberivatry izay fantatra amin'ny anarana ara-tsiantifika oe "Cajanus Cajan".

    Boky iray entina manoro sy mampahafantatra antsika ny antony lehibe tokony hambolena ny Ambatry sy ireo vokatsoa lehibe entiny na amin'ny lafiny ambonin'ny tany na ambanin'ny tany. Boky mirakitra ireo fotoampambolena ny fomba fambolena azy ireo elanelana tokony arahina. 

     

En alto