Voly Garana
Ny Garana "Passiflore" na koa oe "fruit de la passion", "grenadille":
Ny Garana dia mitondra ny anarana « grenandille » na « fruit de la passion » amin’ny teny vahiny dia manana ny anarana siantifika passiflora sp. Ao anatin’ny Fianakavian’ny zavamaniry passifloracées, avy any Amerika atsimo no nihaviany.
Inty boky iray inty dia hanoroana antsika ireo teknika amin'ny fambolena, fampitomboana ary ny famokarana azy. Ny garana ihany koa dia azao anaovana voly mifangaro amin’ny voly hafa izay azo atao tohanany velona « tuteur vivant » na ilay antsoika oe "espaliers", izany oe miaraka amin'ny tariby, mbola maro akarizany ny teknika hita ato anatin'inty boky iray inty.

